| Entrée |
ampitso
|
| Partie du discours | nom ou adverbe
|
| | Enti-milaza ny andro manaraka ny andro itenenana na ny andro tenenina: Tsy misy mahalala ny ampitso. / Narary izy ny ampitson' ny nandehanany Ny ho avy: Ny ampitso no hanamarina izany Indraindray ampiasaina ho mpamaritra matoanteny mitovy amin' ny rahampitso: Ampitso izy no handeha, [1.1]
|
| | To-morrow. Same as rahampitso. [1.2]
|
| | Tomorrow, the morrow [1.7]
|
| | Demain, le lendemain [1.8]
|
| Exemples |
| 1 | ka marary nony mody ny ampitso
[2.245]
|
| 2 | Nony ampitso Zoma, dia niangona indray
[2.59]
|
| 3 | Ny ampitso ihany dia nanoratra i Fatakamana
[2.499]
|
| 4 | Saingy izay nianarana anio toa hadino nony ampitso
[2.356]
|
|
| Morphologie |
| Simple : |
ampitso,
ampitson' |
|
|