| Entrée | ampinga | ||||
| Partie du discours | nom | ||||
| Hazo boribory toy ny sahafa kely, mafy sy matevina, ary misy fihazonana avy ao anatiny, ka ampiasaina mba hatao fiarovan-tena amin' ny tombo-defona. [1.1] | |||||
| A shield, a buckler. [1.2] | |||||
| A shield [1.7] | |||||
| Bouclier [1.8] | |||||
| Fitaovana ihazonana ny vadin-tsaikiro tsy hivaha ho azy [1.13] | |||||
| Rondelle [1.13] | |||||
| Exemples |
| ||||
| Article | Randzavola: ampinga ao amin' ny Baiboly | ||||
| Mis à jour le 2023/06/18 |
|