|
|
|
|

Entrée ampiantany
Partie du discours nom
Mots élémentaires ampy, tany
Explications en malgache Tefy tany na bainga izay toy izao no fanaovana azy: atao feta ohatra ny fanaovana rindrina ilay izy, dia avala ho maina, ary rehefa maina dia ampiana tany hafa indray, ary dia toy izany hatrany, ka izany no nahatonga ny anarany [1.1]

Mis à jour le 2025/05/09