| Entrée | amongarana (fongatra) | ||||||||
| Partie du discours | verbe relatif | ||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Exemples | Raha fa madihana famonosan-damba fotsiny, dia fotoana vitsivitsy ihany no iandrasana - eo anelanelan' ny fotoana amongarana sy anitrihana, - nefa dia mitovy daholo ihany ny zavatra rehetra atao hatramin' ny fotoana faran' ny famadihana.
[2.436] | ||||||||
| Morphologie |
| ||||||||
| Mis à jour le 2023/01/20 |
|