|
|
|
|

Entrée amby
Partie du discours nom
  [Betsimisaraka] Amin'ny, sy [1.78]
 Ny mihoatra: Misy ambiny ireto voankazo ireto ka hatao ahoana? Omeo an' izay zandriny indrindra ny ambiny
Ampiasaina eo amin' ny filazana isa mihoatra ny isan-tokony folo hatrany, ka eo anelanelan' ny folo sy roapolo, dia ambin' ny no ampiasaina, ary ankoatra an' io kosa, amby fotsiny: Dimy ambin' ny folo ~ Telo amby valopolo ~ Dimy amby zato. [1.1]
 Excess, surplus, the thing over. It is much used in counting, as, roa amby ny folo, two in excess of ten, hence twelve. In the provinces we have folo roa amby, and so with all the other numbers. It was also used formerly in repeating numbers in the ceremony of circumcision, as, isa amby roa, one and two; roa amby roa, two and two. [1.2]
 Excess, surplus [1.7]
 Excédent, surplus [1.8]
 Elanelan'ny iditra sy ny voaka [1.13]
 Solde, reste [1.13]
Morphologie 
Simple : amby, ambiny, ambin', ambin-, ambim-

Entrée amby
Partie du discours nom
 Tarehimarika ankavanana indrindra amin'ny isa tsimivaky [1.13]
 Chiffres des unités [1.13]
Vocabulaire 

Entrée amby
Partie du discours nom
  [Taimoro] Vehivavy ratsy fitondran-tena [1.78]

Mis à jour le 2023/04/20