|
|
|
|

Entrée ambozizy
Partie du discours adverbe [Liste complète]
 Fanaovana ankeriny, an-ditra, izany hoe tsy am-piheverana fa manao izay hahavitan' ilay zavatra fotsiny [1.1]
 By force, brutally [1.7]
 Par la force, avec insistance [1.8]

Mis à jour le 2023/08/11