| Entrée | Ambohidrabiby | |||||||||||
| Partie du discours | nom propre (toponyme) | |||||||||||
| Tanàna an-tampon-tendrombohitra, mifanitsy amin' Ambohimanga, eny andafy atsinanany; 20 km avaratr' Antananarivo. Ankotrokotroka, hono, no anarany tany amin' ny fahagola, ary ny Manendy no tompon' ny tanàna teo, fony izy tsy mbola nankeo Anosivola avaratr' i Mahitsy... [1.10] | ||||||||||||
| Vocabulaire | ||||||||||||
| Analogues | Ny Tendrombohitra Roambinifolo | |||||||||||
| Coordonnées | -18.7666667, 47.6 | |||||||||||
| Toponymie | vohitra, biby | |||||||||||
| Illustrations |
| |||||||||||
| Mis à jour le 2025/11/01 |
|