Entrée | amboamboa (amboa) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Enti-milaza fitomboan' ny vatana izay mihadongadonga na botrabotra, indrindra fa eo amin' ny zazakely Enti-milaza ankizy kely dongadonga, botrabotra, ka tsy mahalala izany hoe tsy mitafy akory [1.1] | |
Explications en français | [duplicatif fréquentatif] Petits enfants dodus, ou qui ignorent la modestie [1.3] | |
Exemples | Tsy azo dokafana ho mahafinaritra koa ny zazakely, sahala amin'ny fanaon'ny Malagasy maro ihany, fa haratsiana hoe "amboamboa kely" mba hirariana azy ho velona soa aman-tsara ary tsy halain' ny fanahy ratsy.
[2.606] | |
Mis à jour le 2023/06/20 |
![]() |