Entrée | amboabe | |
Partie du discours | nom | |
Mots élémentaires | amboa, be | |
Explications en malgache | Karazana hala volovoloina sady vaventy [1.1] | |
Explications en anglais | A spider that lives in holes in the ground. A species of Mygale. [1.2] | |
Vocabulaire | Zoologie: invertébrés | |
Exemples | Ary fampiadin' ny ankizilahy madinika koa ny lavanify, ny lavatanana, ny amboabe, ny kiborilahy, ny taindambo, ny antsiantsy sy ny famakiloha ary vitsika vaventy.
[1.437] | |
Mis à jour le 2024/12/25 |
![]() |