| Entrée |
ambo
|
| Partie du discours | adjectif
|
| | [Bezanozano, Taimoro, Tambahoaka, Tanala]
Avo [1.78]
|
| | [Betsimisaraka]
Avo, lava tsanganana [1.78]
|
| | [Sihanaka]
Avo, tehoambo, mandringa [1.78]
|
| | Avo: Trano ambo [1.1]
|
| | High, lofty, long, overhead. [1.2]
|
| | Haut, élevé au-dessus de terre [1.3]
|
| | [Tankarana]
Haut. [1.19]
|
| Exemples |
| 1 | Tanety ambo (vohitra manerinerina) koa - vohitra fotsiny iray manontolo - ireo Vato ireo: dia tanety izay namonoan' ny Masa tena.
[2.245]
|
| 2 | Fantatray fa vahiny sy mpivahiny eto ambo, ny tany izahay, ka raiso ny fanahipay ho eo anatrehanao, ary aza tsarovana ny helokay, Andriamanitra ô
[2.649]
|
|
| Dérivés |
| Synonymes | ~ |
|
| Entrée |
ambo
|
| Partie du discours | nom
|
| | Karazan' aretina sahala amin' ny androbe [1.1]
|
| | The name of a disease coming suddenly, somewhat resembling epilepsy. [1.2]
|
| | Nom d’une maladie subite semblable à l’épilepsie [1.3]
|
| Vocabulaire |
|