|
|
|
|

Entrée ambaviny
Partie du discours nom
Explications en malgache Ny tady efatra be feo. manao feo ambany amin' ny valiha, na lokanga, ets. ; ny ilany ambany feo, na midoboka kokoa, amin' ny amponga, langoraony [1.10]
 Anarana enti-milaza ireo tady be feo amin' ny tadin-javamaneno tendrena, toy ny valiha, ny lokanga
Ny ilany amin' ny amponga sy ny karazany izay midoboka kokoa ny feony [1.1]
Explications en anglais The four looser strings of the valiha; the end of a drum which gives a shriller sound than the other, being beaten with the hand only. [1.2]
Explications en français Nom des basses des intsuments à cordes; le bout du tambour et autres instruments qui donnent un son plus grave, plus bas que l’autre bout [1.3]
Vocabulaire 
Antonymes 

Entrée ambaviny
Partie du discours nom
Explications en malgache Loaka, na lavaka, ampidirana, anatsofohana tapany lavalava kely, toy ny fantsika, na hidy, ho fitanana, na fandraiketana ny roa tonta [1.10]
 Ny ilany misy loaka amin' ny rafitra na amin' ny hidin-trano izay idiran' ny ilany mivohitra, izay atao hoe andahiny: Rimbona ny ambaviny amin' itỳ sakamandimby itỳ katsy mitana tsara ny rafitra [1.1]
Explications en français Les parties creuses des engrenages, des jonctions, des pentures, etc., destinées à recevoir la partie pleine [1.3]
 Pièce femelle [1.5]
Antonymes 

Mis à jour le 2024/11/01