Entrée | ambatonikaky | |
Partie du discours | nom | |
Mots élémentaires | vato, ikaky | |
Explications en malgache | Teny tsy fampiasa afa-tsy amin' it fombam-pitenenana itỳ hoe: Manao ambatonikaky: mihenahena amin' ny heviny; ny tena ampiasana an' io fomba fiteny io matetika anefa dia ny mpivarotra mihenahena amin' ny vidin-javatra ataony, izany hoe tsy azo iadiam-barotra: Aza dia manao ambatonikaky re ianao, Andriamatoa [1.1] | |
Mis à jour le 2023/11/20 |
![]() |