|
|
|
|

Entrée ambarao
Partie du discours impératif du verbe passif ambara [Liste complète]
Explications en français Qu'on révèle, manifeste, dit, signifie: Nambarany ny anaran’ ilay nangalatra (Il a révélé le nom de celui qui a volé) ~ Izao no ambarako aminao (Voici ce que j'ai à vous dire) [1.3]
Exemples 
1Ambarao ny sitrakao, ka ny kanto mba idiro. [2.1022]
2Koa raha mba misy fantatrareo, ambarao aminay. [2.324]

Entrée ambarao
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Sakalava] Andian-drahona fotsy mitsangana erỳ avaratra andrefana mitondra rivotra [1.1]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2025/04/28