| Entrée | ambanina (ambany) | ||||||||
| Partie du discours | verbe passif | ||||||||
| Ivaivaina, heverina ho tsinontsinona: Tsy misy olona azo ambanina na iza na iza [1.1] | |||||||||
| (To act so as) to be lightly thought of, or to be lightly spoken of; to be put down, as a palanquin; or carried lower, as of a heavy burden. [1.2] | |||||||||
| To be lightly spoken of; to be put down [1.7] | |||||||||
| Qu'on abaisse, qu'on déprécie [1.8] | |||||||||
| Exemples | raha gila maso na jamba ilay olona dia haratsina sy ambanina amin' ny kilemany izany izy.
[1.519] | ||||||||
| Morphologie |
| ||||||||
| Mis à jour le 2023/01/20 |
|