| Entrée | ambanilanitra | |
| Partie du discours | nom | |
| Mots élémentaires | ambany, lanitra | |
| Teny na anarana nilazana fahizay ny mponina rehetra tsy an-kanavaka eran' ny fanjakana (hita araka ny fiforonan' ny teny fa malalaka lavitra ny faritry ny ambanilanitra noho ny ambaniandro na ambanimasoandro satria midadasika kokoa ny lanitra noho ny masoandro) [1.1] | ||
| [lanitra, the heavens.] The whole of the subjects of the sovereign, -- nobles, Hova, and slaves. [1.2] | ||
| Mis à jour le 2023/12/12 |
|