Entrée | ambakiloha | |
Partie du discours | nom | |
Teny ilazana lamba kely ila, izay tsy mba ambainy roa mitovy no avitrana fa ambainy iray sy sasany: Akanjo soga ketrom-bozona sy lamba ambakiloha no nanaovany. (Kilalaon' afo: R. R. R. ) [1.1] | ||
[Tankarana] Sorte d'étoffe dont on se recouvre la nuit. [1.19] | ||
Mis à jour le 2017/03/10 |
![]() |