|
|
|
|

Entrée amany
Partie du discours nom
 Rano maloto avy amin' ny tenan' ny olombelona, izay miforona ao amin' ny voa ary miangona ao amin' ny tatavia alohan' ny hivoahany any ivelany
Fivalanan-drano, siritra [1.1]
 Urine [1.2, 1.7]
 Urine [1.8, 1.13]
Vocabulaire 
Morphologie 
Simple : amany, amaniko, amaninao, amaniny, amanintsika, amaninay, amaninareo, amanin', amanin-, amanim-
Dérivés 

Mis à jour le 2023/10/19