| Entrée | amalona | |
| Partie du discours | nom | |
| Karazana hazandrano lavalava vatana malamalama, izay tsara hena fatratra. Ny amalona dia mety hahatratra 70 sm ny halavany; tsy azo hazaina izy raha mbola latsaka ny 30 sm. Ny amalona dia midina any andranomasina rehefa hanatody [1.1] | ||
| An eel. [Mal. malany(?).] [1.2] | ||
| An eel [1.7] | ||
| Anguille [1.3, 1.8] | ||
| Vocabulaire | ||
| Exemples | olo-matanjaka izany, mpaka amalona, mpaka akanga, mpaka tsipoy, mpaka orana.
[2.48] | |
| Dérivés |
| |
| Mis à jour le 2023/06/06 |
|