| Entrée | alona | ||||||||
| Partie du discours | nom | ||||||||
| Karazan' onja madinika izay hita soritra noho ny fivalombalony eny ambony rano eny [1.1] | |||||||||
| A wave, a billow. See onja. [Mal. alun; Port Moresby alu, a current.] [1.2] | |||||||||
| A wave, a billow [1.7] | |||||||||
| Vague, flot [1.3, 1.8] | |||||||||
| Ondulation, houle [1.3] | |||||||||
| Exemples | Tsy nihetsika ny rano, tsy nisy alona nitopa akory.
[2.298] | ||||||||
| Dérivés |
| ||||||||
| Entrée | alona | ||||||||
| Partie du discours | nom | ||||||||
| Enti-milaza alahelo noho ny soa azon' ny sasany [1.1] | |||||||||
| Envy, jealousy. The relative fialonana is more commonly used. [1.2] | |||||||||
| Jalousie, envie, opposition au bien du prochain [1.3] | |||||||||
| Vocabulaire | |||||||||
| Dérivés |
| ||||||||
| Entrée | alòna (lona) | ||||||||
| Partie du discours | verbe passif | ||||||||
| Aroboka ao anaty rano: Alòna ao anaty rano ny hoditra vao tsara Apetraka ela: Aza alòna ela ioatra ao ny hena sao lo [1.1] | |||||||||
| To be steeped, to be soaked [1.7] | |||||||||
| Qu'on met à tremper, qu'on trempe (dans un liquide) [1.8] | |||||||||
| Morphologie |
| ||||||||
| Mis à jour le 2023/01/20 |
|