| Entrée | alohaloha (aloha) | |
| Partie du discours | adverbe | |
| [Betsimisaraka] Rehefa afaka kelikely, vetivety foana. Afaka kilometatra na metatra vitsivitsy [1.78] | ||
| Un peu en avant, à petite distance [1.3] | ||
| Exemples | Tary alohaloha, taitra izy fa nandre fofon-tsigara mahazatra azy, nefa tsy mahare feon' olona.
[2.472] | |
| Mis à jour le 2023/01/06 |
|