Entrée | aletra (letra) | ||||||||
Partie du discours | verbe passif | ||||||||
Explications en malgache | Ampidirina an-kery: Ka angaha azo aletra amin' izao ao anaty kiraro ny tongotra? Alentika an-tery setra: Aza aletra ao anatin' ny hidim-baravarana ny fanalahidy [1.1] | ||||||||
Explications en français | Qu'on enfonce, qu'on fait pénétrer, qu'on pousse, qu'on presse, qu'on fourre, qu'on introduit avec peine: Tsy azo aletra ao anatin' io hazo io ny fantsika (On ne peut pas enfoncer le clou dans ce bois) ~ Tsy azonao aletra ao anatin' ireo kiraro ireo ny tongotrao (Vous ne pouvez pas faire entrer vos pieds dans ces souliers) [1.3] | ||||||||
Exemples | Tsy nisy azo natao fa dia naletra fotsiny tany, naforitra ny hatony, ary nodonina hiditra ny tampon-dohany.
[2.472] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |