| Exemples |
| 1 | Tamin' ny androny no nahatongavan' ny Faliandro tany Alananindro.
[2.508]
|
| 2 | Alananindro ao atsimo - Homatsazo (na Homatrazo) ao andrefana atsimo.
[2.508]
|
| 3 | Tamin' ny andro nanjakan' izy mirahalahy ireo no tonga tany Alananindro ny tafika nentin-dRadama I.
[2.508]
|
| 4 | Nizara telo Alananindro, dia Alananindro vatana ao avaratra, Manambolo ao atsimo ary Onisoa ao andrefana.
[2.508]
|
|