| Entrée | alafy (lafy) | ||||||||
| Partie du discours | verbe passif | ||||||||
| Amidy ambongadiny (mba hatao varotra antsinjarany): Nalafiko taminy ny tsaramaso sy voanjobory rehetra terỳ Behandrina [1.1] | |||||||||
| Morphologie |
| ||||||||
| Entrée | alafy | ||||||||
| Partie du discours | nom | ||||||||
| Zavamaniry mampanolatra fery haingana ny hodiny sy ny raviny (Alafia pauciflora) [1.1] | |||||||||
| [Sakalava, Tankarana] Alafia pauciflora Radlk., Alafia perrieri Jum. et Alafia thouarsii Roem. & Schult. (Apocynaceae). Lianes à latex riche en saponine, utilisé comme succédané du savon. [1.196] | |||||||||
| Vocabulaire | |||||||||
| Nom scientifique | Alafia pauciflora, Alafia perrieri, Alafia thouarsii | ||||||||
| Mis à jour le 2023/02/21 |
|