Entrée | akodingy (kodingy) | ||||||||
Partie du discours | verbe passif | ||||||||
Explications en malgache | Azera, adaboka dia avela hikodiadia: Nakodinginy tany an-tevana ilay vato nanakan-dalana anay Aongana: Nakodingin' ny Filoha ireo minisitra faly nameno paosy [1.1] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Mis à jour le 2023/01/05 |
![]() |