| Entrée | akivy (kivy) | ||||||||
| Partie du discours | verbe passif | ||||||||
| Entina hanakivy, manaketraka [1.1] | |||||||||
| Morphologie |
| ||||||||
| Entrée | akivy | ||||||||
| Partie du discours | nom | ||||||||
| [Taisaka] Sazy famaizana olon-dratsy ataon' ny olona amin' ny fokontany iray ka ahatany na ahibony tsy hifanerasera amin' ny olona ilay faizina [1.1] | |||||||||
| Exemples | Afaka nandositra i Zanahary ka lasa tany Antongila sady nampanao akivy ny varotra rehetra nataon' ny Frantsay.
[2.508] | ||||||||
| Mis à jour le 2023/01/06 |
|