Entrée | akivilivily (kivilivily (vilivily (vily))) | ||||||||
Partie du discours | verbe passif | ||||||||
Ahetsika mankatsy sy mankaroa, akipilipily: Akivilivilio ny tananao dia hafana ianao Ahodinkodina: Nakiviliviliny ny antsamotady ka nahavoa ny omby ny vato [1.1] | |||||||||
To be swung back and forth [1.7] | |||||||||
à faire balancer, à faire osciller, qu’on fait tourner [1.3] | |||||||||
Qu'on balance, qu'on fait osciller [1.8] | |||||||||
Exemples | Nakiviliviliny ny antsamotady ka nahavoa ny omby ny vato (Il a fait tourner la fronde et la pierre a atteint le boeuf)
[1.3] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Mis à jour le 2023/01/19 |
![]() |