Entrée | akisaka (kisaka) | ||||||||
Partie du discours | verbe passif | ||||||||
Explications en malgache | Afindra toerana tsy lavitra: Nakisany fotsiny ilay vato dia lasa izy, fa tsy navariny any an-kady ~ Akisaho ny sezanao fa tsy mahita aho [1.1] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Mis à jour le 2023/01/19 |
![]() |