| Entrée | aketrona (ketrona) | ||||||||
| Partie du discours | verbe passif | ||||||||
| Asiana ketrona, asiana miforitra na mivalona: Naketrony ny moron-tongotr' akanjon-dRamatoainy ka lasa fohy ny akanjony Atao toy ny mihorongorona na mivalombalona ny hoditra: Naketrony ny handriny raha nahare izany izy [1.1] | |||||||||
| To be wrinkled up; to be gathered in pleats (of fabrics) [1.7] | |||||||||
| Qu'on plisse (se dit des tissus) qu'on ride [1.8] | |||||||||
| Morphologie |
| ||||||||
| Mis à jour le 2023/01/19 |
|