Entrée | akata | ||||
Partie du discours | nom | ||||
[Antemoro, Tanala, Tanosy]
Bozaka [Bara, Tanala, Tanosy] Ahitra [Antemoro] Karazan' ahitra: Mitaña akata raike dia koa janavalalan'amboa (mitango) [Bara] vilona [Tanala] forompotra : Mitaña akata raike dia koa janavalalan'amboa [1.78] | |||||
Lobolobona hazo madinika Ambanivohitra lavitra: Very atỳ anaty akata atỳ izahay ka tsy mba mahita vaovao [1.1] | |||||
Bozaka matevina mety hisy hazo madinidinika mahalankalana [1.13] | |||||
A grass used for forage [1.2] | |||||
Savane arbustive [1.13] | |||||
[Sakalava]
Nom générique des herbes fourragères susceptibles d'être consommées en vert (équivalent de vilona en merina).
[Taisaka] : mauvaises herbes croissant dans les rizières (= ahidratsy en merina). [1.196] | |||||
Vocabulaire | |||||
Exemples |
| ||||
Analogues | ahitra ~ bozaka | ||||
Entrée | akata | ||||
Partie du discours | nom | ||||
Vary akotry, izany hoe vary mbola ao anaty hodiny [1.1] | |||||
[Provincial] Rice in the husk [1.2] | |||||
Riz dans son enveloppe [1.3] | |||||
Vocabulaire | ~ | ||||
Autres orthographes | akatatra | ||||
Entrée | akata | ||||
Partie du discours | nom | ||||
[Tambahoaka] Akalana vay [1.78] | |||||
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |