| Entrée | ajoro (joro) | ||||||||
| Partie du discours | verbe passif | ||||||||
| Atao mijoro, atsatoka: Ajoroy etsy an-joron-trano etsy ny tehinao Aorina, atsangana: Najoro omaly ny fikambananay [1.1] | |||||||||
| Atsangana ny fitaovam-pandrefesana hifanitsy amin'ny teboka iray [1.13] | |||||||||
| Mettre debout; mettre en station [1.13] | |||||||||
| Vocabulaire | |||||||||
| Exemples | Ho fanatanterahana izany dia tsy maintsy : ajoro ny seha-panabeazana mifandray sy mahomby, hatrany amin' ny fanabeazana fototra ka hatrany amin' ny fampianarana ambony;
[4.27] | ||||||||
| Morphologie |
| ||||||||
| Mis à jour le 2023/01/19 |
|