| Entrée | ajanona (janona) | ||||||||
| Partie du discours | verbe passif | ||||||||
| Aato, tsy tohizina: Najanona ny fanaovan-trano fa lany ny vola Tsy avala hanohy ny dia: Najanon' ny mpamily teny antenatena lalamaizahay Avala: Najanony teto ny zanany fa lasa izy Apetraka: Ajanony tsy hianatra intsony ity zanakao ity fa efa lehibe nefa tsy manan-tsaina [1.1] | |||||||||
| To be stopped [1.7] | |||||||||
| Qu'on arrête, qu'on interrompt; [1.8] | |||||||||
| Exemples |
| ||||||||
| Morphologie |
| ||||||||
| Mis à jour le 2023/01/19 |
|