| Entrée | aidina (idina) | ||||||||||
| Partie du discours | verbe passif | ||||||||||
| Atao, alefa midina, entina ho amin' ny toerana iva na ambany kokoa: Aidino kely ilay latabatra ao ambony rihana Arotsaka (rano na voan-javatra): Aidino moramora ao an-tsinibe ny rano ~ Naidina tao an-davabary ny vary rehetra Arendrika dia alatsaka ao anaty lasitra: Naidina fotsiny angamba itỳ antsy itỳ fa tsy mba notefena [1.1] | |||||||||||
| Used of that which is poured out, as water, etc.; or of that which is taken down, as a thing taken down stairs, or a boy put lower down in a class, etc. [1.2] | |||||||||||
| To be poured out [1.7] | |||||||||||
| Qu’on verse, qu’on coule dans un moule [1.3, 1.8] | |||||||||||
| Qu’on fait descendre, qu’on fond [1.3] | |||||||||||
| Exemples |
| ||||||||||
| Morphologie |
| ||||||||||
| Synonymes | voampidina | ||||||||||
| Entrée | aidina | ||||||||||
| Partie du discours | nom | ||||||||||
| [Root idina?] The Sakalava name for grease or fat. [1.2] | |||||||||||
| Mis à jour le 2023/08/26 |
|