Entrée | ahotsaka (hotsaka) | ||||||||
Partie du discours | verbe passif | ||||||||
Explications en malgache | Alona, atsoboka, aroboka ao anaty rano [1.1] | ||||||||
Explications en français | à tremper dans, à imbiber dans [1.3] | ||||||||
Exemples | Mihabe vava ny hady an-tanàna ka izay tsy ahotsaky ny oram-pahavaratra, tsy hain' ny fandrotrarana tanana sy hafenina intsony.
[2.470] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Mis à jour le 2023/02/21 |
![]() |