| Entrée | ahosy (hosy) | ||||||||
| Partie du discours | verbe passif | ||||||||
| Entina mihosy: Tsy nahita omby ahosy ny tanimbarinay aho Enti-milaza ny zavatra asaina hosana: Ny tanimbarinay aloha hahosy vao ny anareo [1.1] | |||||||||
| Exemples | Ka aza vonoi-maso ahosy ny razantsika fa an'olona anie itony tany itony, koa nomen'Andriamanitra antsika.
[2.298] | ||||||||
| Morphologie |
| ||||||||
| Mis à jour le 2023/01/19 |
|