|
|
|
|

Entrée ahorina (ahotra)
Partie du discours verbe passif
 Ajanona, ahantsona tampoka [1.1]
 To be arrested. [1.2]
 Qu’on arrête, qu’on suspend subitement [1.3]
Morphologie 
Présent : ahorina, ahoriko, ahorinao, ahoriny, ahorintsika, ahorinay, ahorinareo, ahorin', ahorin-, ahorim-, ahori-
Passé : nahorina, nahoriko, nahorinao, nahoriny, nahorintsika, nahorinay, nahorinareo, nahorin', nahorin-, nahorim-, nahori-
Futur : hahorina, hahoriko, hahorinao, hahoriny, hahorintsika, hahorinay, hahorinareo, hahorin', hahorin-, hahorim-, hahori-
Impératif : ahory

Mis à jour le 2023/02/27