| Entrée | ahitsy (hitsy) | ||||||||
| Partie du discours | verbe passif | ||||||||
| Amboarina tsy hibilabilaka, tsy ho meloka: Ahitsio itỳ lalana itỳ Atao milahatra tsy mibilabila: Ahitsio tsara ireto seza ireto [1.1] | |||||||||
| Qu’on redresse, qu’on aligne, qu’on corrige [1.3] | |||||||||
| Exemples | Ataovy ny tiana tafiditra an-tranon-tena io any aminareo any: anarina raha manivaka, ahitsy mba ho mendrika antsika mianakavy ihany.
[2.245] | ||||||||
| Morphologie |
| ||||||||
| Entrée | ahitsy | ||||||||
| Partie du discours | nom | ||||||||
| [Tanosy] ahitra [1.10] | |||||||||
| [Tanosy] Équivalent de ahitra [1.196] | |||||||||
| Vocabulaire | |||||||||
| Mis à jour le 2021/04/08 |
|