Entrée | ahirina (hirina) | ||||||||
Partie du discours | verbe passif | ||||||||
Explications en malgache | Ilazana ny olona efa ho faty izay akimpy ny masony: Nahirin-janany Rakoto nony ho faty [1.1] | ||||||||
Exemples | Mifandray tendro amin'ny poety maro eto i Dox raha milaza fa ny maso ahirina eto an-tany dia antenaina fa hihiratra any an-koatra;
[2.313] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Mis à jour le 2023/01/19 |
![]() |