Entrée | afokasoka | |
Partie du discours | nom | |
Mots élémentaires | afo, kasoka | |
Poti-banja miraikitra amin' ny tendron' ny tahon-kazo kely, izay akasoka amin' ny baoritra misy ankoso-banja koa ka miteraka lelafo vetivety Voan' afokasoka: ny singany tsirairay Tahon' afokasoka: ilay tapany tsy mirehitra Tranon' afokasoka: ny fitoerany [1.1] | ||
[kasoka, rubbing.] matches. [1.2] | ||
A match [1.7] | ||
Allumette [1.8, 1.13] | ||
Exemples | Ny afokasoka rahateo koa moa matetika tsy nisy, otrikafo no natao fitahirizana afo tao an-trano.
[2.472] | |
Mis à jour le 2023/10/30 |
![]() |