| Entrée | afa-baràka | |
| Partie du discours | locution | |
| Mots élémentaires | afaka, baraka | |
| [Taisaka] Afa-boninahitra [1.78] | ||
| Very voninahitra, afa-boninahitra, very haja: Afa-baraka ianareo mianakavy tamin' ny nafitsoky ny zanakao Voafitaka: Afa-baraka aho nitonantonana tany; hay efa nifindra ianareo ka tsy nilaza akory Simba: Afa-baraka ilay laoka vao novidina fa nihosim-bovoka eran' ny tokotany [1.1] | ||
| Disgraced, dishonoured [1.2] | ||
| Put to shame [1.7] | ||
| Déshonoré [1.3, 1.8] | ||
| Exemples | Nataony afa-baràka teo imason' olona ilay tsy nahaloa trosa
[1.62] | |
| Synonymes | afa-pofona | |
| Autres orthographes | afa-boròka | |
| Mis à jour le 2024/08/13 |
|