| Entrée | aato (ato) | ||||||||
| Partie du discours | verbe passif | ||||||||
| Ajanona kely fa tsy tohizina; tapahina: Naato ny fivoriana mba hahafahana mifanakalo hevitra [1.1] | |||||||||
| Exemples | Haato ny fizotry ny fanomezana ny velaran-tany ahitana ny fihandronam-by ao Soalala;
[4.27] | ||||||||
| Morphologie |
| ||||||||
| Synonymes | atoina | ||||||||
| Mis à jour le 2023/01/19 |
|