Index

Proverbes : vohay

Proverbe 1Raha ny ondrin-dRabetsirava no mitondraka, vohay, fa ondrin-kavana; fa raha ny ondrin-dRainimanira no mitondraka, orosy ny rambony sy ny sofiny. [2.653 #2705]
Raha ny ondrin-dRabetsirava no mitondraka, vohay fa ondrin-kavana, fa raha ny ondrin-dRainimanira, orosy ny rambony sy ny sofiny. [2.558 #3639]

Index