Index

Proverbes : voankanina

Proverbe 1Be anjonanjona toa anti-dahy voan-kanina. [2.415 #1837]
Mianjonanjona ohatra ny anti-dahy voan-kanina. [2.558]
Mianjonanjona toa anti-dahy voan-kanina. [2.415 #1837]
Mianjonanjona, toy ny anti-dahy voan-kanina. [2.653 #1726]
Traduction françaiseFier mais embarrassé comme le vieillard qui est bien repu. [2.415 #1837]

Proverbe 2Voan-kanina fony fahavaratra aho : raha mitsinjo rano fotsy mihetsika. [2.558 #4992, 2.653 #3707]

Index