Index

Proverbes : tetika

Proverbe 1Be tetika ohatra an-dRabejofo. [2.558 #884]

Proverbe 2Lany tetika toa ondry bada. [2.558 #1744]
Lany tetika toa ondry momba. [2.165 #1862, 2.415 #916]
Traduction françaiseN' avoir aucun descendant comme une brebis stérile. [2.415 #916, 2.165]

Proverbe 3Na ambony aza ny tetika izay takatry ny ananana ihany no vita. [2.558 #2644]

Proverbe 4Na be aza ny tetika, ny an-tanana indray ve no hariana. [2.558]

Proverbe 5Ny tetika tsy araka ny atao ary izay voakasa tsy ho vita avokoa. [2.558 #3297]

Index