Index

Proverbes : sokana

Proverbe 1Tsokan’ omby mahian’ Ivonizongo: atontona, tsy mandeha; trohina, mamahana; nefa raha tazanina, toa hirotsaka ihany. [2.653]
Tsokan' omby mahian' i Vonizongo : atontona tsy mandeha, trohina mamahana, nefa raha tazanina toy ny hirotsaka ihany. [2.558 #4470]

Index