Index

Proverbes : siramamy

Proverbe 1Badolahy miantsena: siramamy ka atoraka alika. [1.1]
Interprétation malgacheEnti-milaza olona tsy ampy fiheverana, kely saina, ka tsy hainy akory ny manavaka ny tsara sy ny ratsy, ny mahasoa sy ny tsy ilaina. [1.1]

Proverbe 2Tantely sy siramamy : na dia samy mamy aza, misy samihafa anarana ihany. [2.974 #72, 2.653]
Tantely sy siramamy : na dia samy mamy aza, tsy itovizana kosa ny anarana. [2.558 #4101]
Traduction françaiseMiel et sucre : même douceur et noms différents. [2.974 #72]

Index