Index

Proverbes : Renisoa

Proverbe Varo--bomanga-dRenisoa : enti-mihazakazaka poritra, enti-miadana tsy mahatratra tsena. [Rinara 1974]
Varo--bomanga-dRenisoa : enti-mihazakazaka, poritra ; entina miadana, tsy mahatratra tsena. [Veyrières 1913]
Varo-bomangan-dRenisoa : enti-mihazakazaka, poritra ; entina miadana, tsy mahatratra tsena. [Cousins 1871 #3628]
Interprétation française Renisoa est marchande de patates : si elle les porte au marché en courant, elle les écrase ; si elle les porte doucement, elle manque le marché. [Veyrières 1913 #5836]

Proverbe Vomangan-dRenisoa : teny an-dalana maro mpanontany, nodiany tsy re, fa nony natoko teny an-tsena, tsy lany sasaka. [Rinara 1974]

Index