Index

Proverbes : rangotra

Proverbe 1Rangotra tsy nikoriana, fa nikentrona ; fa raha nikentrona izany, dia boka. [2.653 #2751]

Proverbe 2Tavy rangotra : mavorok’ ela. [1.147 #T45]

Proverbe 3Tso-dranon-tsaka, ka miharo rangotra ihany. [2.558 #4467]

Index