Index

Proverbes : Ramarenina

Proverbe 1"Ahoana izany?" hoy Ramarenina, kanjo tsy mandre izy. [2.165]
Ahoana izany? hoy Ramarenina, kanjo tsy mba nandre izy. [2.558]
Ahoana izany ? hoy Ramarenina, kanjo tsy nandre izy. [2.415 #3224]
Ahoanao izany ? hoy Ramarenina; kanjo tsy mandre izy. [2.653]
Inona izany? hoy Ramarenina, kanjo tsy mba nandre izy. [2.558 #1440]
Zinona izany ? hoy Ramarenina; kanjo tsy mandre izy. [2.653]
Zinona izany ? hoy Ramarenina, kanjo tsy nandre izy. [2.415 #3224]
Traduction française "Qu' en dites-vous?" dit le sourd, et pourtant il n' a rien entendu. [2.165 #2065]
Vous dites ? dit Ramarenina le sourd ; et cependant il n' a rien entendu. [2.415 #3224]
Interprétation françaiseSe disait de ceux qui décident et tranchent une affaire sans connaître la cause. [2.415 #3224]

Proverbe 2Mba miteny intsony va aho, hoy ilay marenina, kanjo tsy mandre izy. [2.415 #4771]
Mba miteny intsony va aho? hoy ny marenina, kanjo tsy mandre izy. [2.653 #1698]
Mba miteny intsony ve aho, hoy Ramarenina, kanjo tsy nandre akory izy. [2.558 #2221]
Traduction françaiseMoi, dit le sourd, je ne dis plus mot ; le vrai motif, c' est qu' il n' entend pas. [2.415 #4771]
Interprétation françaiseOn se servait de ce proverbe pour signifier : je cesse de parler. [2.415 #4771]

Index