Index

Proverbes : mpilefa

Proverbe 1Fantatro ihany ny mason' ny mpilefa, fa ny andro handehanany no tsy fantatro. [2.415 #550, 2.653]
Traduction françaiseJe reconnais parfaitement les regards de celui qui veut s' enfuir, mais ce que j' ignore, c' est le jour de sa fuite. [2.415 #550]
Interprétation françaiseParoles du maître. [2.415 #550]

Proverbe 2Mody tsy taitra nefa ny mason' ny mpilefa mba fantatra ihany. [2.558 #2553]

Index