|
|
|
|

Index

Proverbes : mitsipelika

Proverbe 1Androngo efa hita ka na mitsipelika aza tsy mahataitra intsony. [2.558 #236]
Androngo efa hita : na mitsipelika aza, tsy mahataitra intsony. [2.415 #5685, 2.653 #219]
Traduction françaiseLézard qui s' est montré : il a beau s' agiter, il n' effraie plus. [2.415 #5685]
Interprétation françaiseSe disait des gens qu'on ne redoute plus. [2.415 #5685]

Proverbe 2Tandroho tsara ladina no ao ka aza mitsipelika ho amalon-javatra! [2.558 #4040]

Index